plt_tn/act/26/19.md

491 B

ny fahitana avy tany an-danitra aho

Izany dia manondro ny zavatra nolazain'ilay olona tao amin'ilay fahitana tamin'i Paoly. DH: "izay nolazain'ilay olona avy any an-danitra tamiko tao anaty fahitana"

hitodika amin'Andriamanitra

hanomboka hatoky amin'Andriamanitra dia atao toy ny hoe miverina amin'Andriamanitra ny olona iray. DH: "matokia an'Andriamanitra"

hanao ny asa mendrika ny fibebahana

DH: "ary hanomboka manao asa tsara mba hampisehoana fa tena nibebaka marina izy ireo"