plt_tn/act/25/23.md

360 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Festosy dia mbola nanome fampahafantarana momba an'i Paoly tamin'ny Mpanjaka Agripa.

efitrano lehibe

Toerana lehibe izay hiangonan'ny olona amin'ny fankalazana, fitsarana, ary seho hafa.

dia nibedy ahy izy ireo

"dia niteny mafy ahy izy ireo"

fa tsy tokony ho velona intsony izy

"tokony ho faty avy hatrany aho"