# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Festosy dia mbola nanome fampahafantarana momba an'i Paoly tamin'ny Mpanjaka Agripa. # efitrano lehibe Toerana lehibe izay hiangonan'ny olona amin'ny fankalazana, fitsarana, ary seho hafa. # dia nibedy ahy izy ireo "dia niteny mafy ahy izy ireo" # fa tsy tokony ho velona intsony izy "tokony ho faty avy hatrany aho"