plt_tn/act/25/23.md

16 lines
360 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Festosy dia mbola nanome fampahafantarana momba an'i Paoly tamin'ny Mpanjaka Agripa.
# efitrano lehibe
Toerana lehibe izay hiangonan'ny olona amin'ny fankalazana, fitsarana, ary seho hafa.
# dia nibedy ahy izy ireo
"dia niteny mafy ahy izy ireo"
# fa tsy tokony ho velona intsony izy
"tokony ho faty avy hatrany aho"