plt_tn/act/24/04.md

28 lines
988 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny "-nay"dia manondro an'i Ananiasy, lohona sasantsasany, ary Tertylo.
# Mba tsy hitazomako anareo ela loatra
"mba tsy hijanona ela loatra ianareo"
# mangataka fotoana fohy aminareo aho mba hihaino ahy am-pitoniana
"hihaino ahy am-pitoniana ny kabary fohy ataoko"
# io lehilahy io dia hitanay fa mpanakorontana
Paoly eto dia oharina amin'ny hoe areti-mandringana miparitaka avy amin'ny olona iray mifindra amin'ny olona iray. DH: "io lehilahy io dia mpanakorontana"
# ny Jiosy rehetra manerana izao tontolo izao
Ny hoe: "rehetra" dia ampiasaina mba hanamafisana ny fiampangana an'i Paoly. DH: "Jiosy maro manerana an'izao tontolo izao"
# Izy no mpitarika ny sekta Nazareana
Ny "sekta Nazareana" dia anarana hafa hilazana ny Kristiana. DH: "Izy ihany koa dia mitarika ny vondrona rehetra izay antsoin'ny olona hoe mpanara-dia Nazareana"
# sekta
Vondron'olona vitsy. Tertylo dia manao ny Kristiana ho vondrona kely ao anatin'ny Jodaisma.