plt_tn/act/24/04.md

988 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny "-nay"dia manondro an'i Ananiasy, lohona sasantsasany, ary Tertylo.

Mba tsy hitazomako anareo ela loatra

"mba tsy hijanona ela loatra ianareo"

mangataka fotoana fohy aminareo aho mba hihaino ahy am-pitoniana

"hihaino ahy am-pitoniana ny kabary fohy ataoko"

io lehilahy io dia hitanay fa mpanakorontana

Paoly eto dia oharina amin'ny hoe areti-mandringana miparitaka avy amin'ny olona iray mifindra amin'ny olona iray. DH: "io lehilahy io dia mpanakorontana"

ny Jiosy rehetra manerana izao tontolo izao

Ny hoe: "rehetra" dia ampiasaina mba hanamafisana ny fiampangana an'i Paoly. DH: "Jiosy maro manerana an'izao tontolo izao"

Izy no mpitarika ny sekta Nazareana

Ny "sekta Nazareana" dia anarana hafa hilazana ny Kristiana. DH: "Izy ihany koa dia mitarika ny vondrona rehetra izay antsoin'ny olona hoe mpanara-dia Nazareana"

sekta

Vondron'olona vitsy. Tertylo dia manao ny Kristiana ho vondrona kely ao anatin'ny Jodaisma.