plt_tn/act/22/27.md

16 lines
582 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly.
# Tamin'ny vola be fotsiny
"Taorian'ny nanolorako vola be tamin'ireo manampahefana romanina." Ny kapiteny dia manambara ity fanambarana ity satria fantany fa sarotra ny ho tonga olom-pirenena Romana, ary ahiahiny fa tsy milaza ny marina i Paoly.
# Nateraka ho mponin'ny Romana aho
Raha olom-pirenena romanina ny rainy, dia lasa olom-pirenen'ny Romanina ny zanany rehefa teraka.
# lehilahy izay nametra-panontaniana
"ireo lehilahy nikasa nanontany" na "ireo lehilahy niomana hametraka fanontaniana"