plt_tn/act/22/27.md

582 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly.

Tamin'ny vola be fotsiny

"Taorian'ny nanolorako vola be tamin'ireo manampahefana romanina." Ny kapiteny dia manambara ity fanambarana ity satria fantany fa sarotra ny ho tonga olom-pirenena Romana, ary ahiahiny fa tsy milaza ny marina i Paoly.

Nateraka ho mponin'ny Romana aho

Raha olom-pirenena romanina ny rainy, dia lasa olom-pirenen'ny Romanina ny zanany rehefa teraka.

lehilahy izay nametra-panontaniana

"ireo lehilahy nikasa nanontany" na "ireo lehilahy niomana hametraka fanontaniana"