# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "azy" dia manondro an'i Paoly. # Tamin'ny vola be fotsiny "Taorian'ny nanolorako vola be tamin'ireo manampahefana romanina." Ny kapiteny dia manambara ity fanambarana ity satria fantany fa sarotra ny ho tonga olom-pirenena Romana, ary ahiahiny fa tsy milaza ny marina i Paoly. # Nateraka ho mponin'ny Romana aho Raha olom-pirenena romanina ny rainy, dia lasa olom-pirenen'ny Romanina ny zanany rehefa teraka. # lehilahy izay nametra-panontaniana "ireo lehilahy nikasa nanontany" na "ireo lehilahy niomana hametraka fanontaniana"