plt_tn/act/22/22.md

12 lines
606 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "azy" sy ny teny roa voalohany "izy" dia miresaka an'i Paoly. Ny teny hoe "Izy" manaraka dia manondro ilay kapiteny lehibe.
# nanipy ny akanjony, ary nanipy vovoka tamin'ny rivotra
Nanao ireo fihetsika ireo ireo Jiosy mba nampisehoana ny fahatezerana noho ny fahatsapan'izy ireo fa i Paoly dia nanohitra an'Andriamanitra.
# Izy nandidy fa tokony hadinina miaraka amin'ny kapoka izy
Ilay manam-pahefana dia te hampijaly an'i Paoly mba hahazoana antoka fa hilaza ny marina izy. DH: "Nandidy ny miaramilany izy mba hanery an'i Paol hilaza ny marina"