plt_tn/act/22/22.md

606 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "azy" sy ny teny roa voalohany "izy" dia miresaka an'i Paoly. Ny teny hoe "Izy" manaraka dia manondro ilay kapiteny lehibe.

nanipy ny akanjony, ary nanipy vovoka tamin'ny rivotra

Nanao ireo fihetsika ireo ireo Jiosy mba nampisehoana ny fahatezerana noho ny fahatsapan'izy ireo fa i Paoly dia nanohitra an'Andriamanitra.

Izy nandidy fa tokony hadinina miaraka amin'ny kapoka izy

Ilay manam-pahefana dia te hampijaly an'i Paoly mba hahazoana antoka fa hilaza ny marina izy. DH: "Nandidy ny miaramilany izy mba hanery an'i Paol hilaza ny marina"