# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "azy" sy ny teny roa voalohany "izy" dia miresaka an'i Paoly. Ny teny hoe "Izy" manaraka dia manondro ilay kapiteny lehibe. # nanipy ny akanjony, ary nanipy vovoka tamin'ny rivotra Nanao ireo fihetsika ireo ireo Jiosy mba nampisehoana ny fahatezerana noho ny fahatsapan'izy ireo fa i Paoly dia nanohitra an'Andriamanitra. # Izy nandidy fa tokony hadinina miaraka amin'ny kapoka izy Ilay manam-pahefana dia te hampijaly an'i Paoly mba hahazoana antoka fa hilaza ny marina izy. DH: "Nandidy ny miaramilany izy mba hanery an'i Paol hilaza ny marina"