plt_tn/act/22/19.md

537 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no mamarana izay voalazan'i Paoly tamin'ireo vahoaka Jiosy teo amin'ny rova.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay tsy mpino tao Jerosalema.

ny synagoga rehetra

I Paoly dia nitady ireo Jiosy izay mino an'i Jesosy erakin'ny synagoga.

Rehefa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao

Ny "rà" eto dia ny ain'i Stefana. Ny fandatsahana rà dia midika hoe mamono. DH: "izy ireo dia namono an'i Stefana izay nijoro ho vavolombelona momba Ahy"