# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no mamarana izay voalazan'i Paoly tamin'ireo vahoaka Jiosy teo amin'ny rova. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay tsy mpino tao Jerosalema. # ny synagoga rehetra I Paoly dia nitady ireo Jiosy izay mino an'i Jesosy erakin'ny synagoga. # Rehefa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao Ny "rà" eto dia ny ain'i Stefana. Ny fandatsahana rà dia midika hoe mamono. DH: "izy ireo dia namono an'i Stefana izay nijoro ho vavolombelona momba Ahy"