plt_tn/act/22/19.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no mamarana izay voalazan'i Paoly tamin'ireo vahoaka Jiosy teo amin'ny rova.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay tsy mpino tao Jerosalema.
# ny synagoga rehetra
I Paoly dia nitady ireo Jiosy izay mino an'i Jesosy erakin'ny synagoga.
# Rehefa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao
Ny "rà" eto dia ny ain'i Stefana. Ny fandatsahana rà dia midika hoe mamono. DH: "izy ireo dia namono an'i Stefana izay nijoro ho vavolombelona momba Ahy"