plt_tn/act/22/12.md

17 lines
407 B
Markdown

# Fampahafantarana aminny ankapobeny
Ny teny "izy" sy azy ireo dia manondro an
i Ananaiasy
# Ananiasy
Io dia tsy ilay ananiasy izay maty tany aloha tao amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3.
# tsara laza teo amin'ireo Jiosy rehetra izay nipetraka tao
DH: "Ireo Jiosy izay niaina tao dia niteny tsara momba azy"
# rahalahy Saoly
Eto "rahalahy" dia fahalalam-pomba rehefa miarahaba olona. DH: "Ry Saoly namako"