plt_tn/act/22/12.md

407 B

Fampahafantarana aminny ankapobeny

Ny teny "izy" sy azy ireo dia manondro an i Ananaiasy

Ananiasy

Io dia tsy ilay ananiasy izay maty tany aloha tao amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3.

tsara laza teo amin'ireo Jiosy rehetra izay nipetraka tao

DH: "Ireo Jiosy izay niaina tao dia niteny tsara momba azy"

rahalahy Saoly

Eto "rahalahy" dia fahalalam-pomba rehefa miarahaba olona. DH: "Ry Saoly namako"