# Fampahafantarana aminny ankapobeny Ny teny "izy" sy azy ireo dia manondro an i Ananaiasy # Ananiasy Io dia tsy ilay ananiasy izay maty tany aloha tao amin'ny Asan'ny Apostoly 5:3. # tsara laza teo amin'ireo Jiosy rehetra izay nipetraka tao DH: "Ireo Jiosy izay niaina tao dia niteny tsara momba azy" # rahalahy Saoly Eto "rahalahy" dia fahalalam-pomba rehefa miarahaba olona. DH: "Ry Saoly namako"