plt_tn/act/20/09.md

680 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "tenany" dia manondro an'i Paoly. Ny ety "izy" voalohany dia manondro an'i Paoly ary faharoa kosa dia manondro ilay tovolahy Eotika.

Teo amin'ny varavarankely

Io dia vavarana eo amin'ny rindrina avo izay malalaka tsara ka azon'ny olona hipetrahana.

Eotika

Izany no anaran'ilay lehilahy.

tafalatsaka tao anaty torimaso lalina

Ny torimaso eto dia resahina toy ny lavaka lalina izay hianjeran'ny olona. DH: "izay niha reraka mandrapa-resitory azy"

tafalatsaka avy eny amin'ny rihana fahatelo ary nony narenina izy dia hita fa efa maty

Raha nihidina hijery izay nanjo azy izy ireo dia nahatsikaritra fa efa maty izy.