plt_tn/act/20/09.md

20 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "tenany" dia manondro an'i Paoly. Ny ety "izy" voalohany dia manondro an'i Paoly ary faharoa kosa dia manondro ilay tovolahy Eotika.
# Teo amin'ny varavarankely
Io dia vavarana eo amin'ny rindrina avo izay malalaka tsara ka azon'ny olona hipetrahana.
# Eotika
Izany no anaran'ilay lehilahy.
# tafalatsaka tao anaty torimaso lalina
Ny torimaso eto dia resahina toy ny lavaka lalina izay hianjeran'ny olona. DH: "izay niha reraka mandrapa-resitory azy"
# tafalatsaka avy eny amin'ny rihana fahatelo ary nony narenina izy dia hita fa efa maty
Raha nihidina hijery izay nanjo azy izy ireo dia nahatsikaritra fa efa maty izy.