# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "tenany" dia manondro an'i Paoly. Ny ety "izy" voalohany dia manondro an'i Paoly ary faharoa kosa dia manondro ilay tovolahy Eotika. # Teo amin'ny varavarankely Io dia vavarana eo amin'ny rindrina avo izay malalaka tsara ka azon'ny olona hipetrahana. # Eotika Izany no anaran'ilay lehilahy. # tafalatsaka tao anaty torimaso lalina Ny torimaso eto dia resahina toy ny lavaka lalina izay hianjeran'ny olona. DH: "izay niha reraka mandrapa-resitory azy" # tafalatsaka avy eny amin'ny rihana fahatelo ary nony narenina izy dia hita fa efa maty Raha nihidina hijery izay nanjo azy izy ireo dia nahatsikaritra fa efa maty izy.