plt_tn/act/19/11.md

364 B

Fampahafantarana amin'ny anakapobeny

Ireto ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia manondro ireo izay marary.

Andriamanitra nanao asa mahagaga tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly

Eto ny "tanana" dia mijoro ho an'ny olona iray manontolo. DH: "Andriamanitra dia nahatonga an'i Paoly hanao fahagagana" na "Andriamanitra nanao fahagagana tamin'ny alalan'i Paoly"