plt_tn/act/19/11.md

8 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny
Ireto ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia manondro ireo izay marary.
# Andriamanitra nanao asa mahagaga tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly
Eto ny "tanana" dia mijoro ho an'ny olona iray manontolo. DH: "Andriamanitra dia nahatonga an'i Paoly hanao fahagagana" na "Andriamanitra nanao fahagagana tamin'ny alalan'i Paoly"