# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny Ireto ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia manondro ireo izay marary. # Andriamanitra nanao asa mahagaga tamin'ny alalan'ny tanan'i Paoly Eto ny "tanana" dia mijoro ho an'ny olona iray manontolo. DH: "Andriamanitra dia nahatonga an'i Paoly hanao fahagagana" na "Andriamanitra nanao fahagagana tamin'ny alalan'i Paoly"