plt_tn/act/17/22.md

12 lines
403 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanomboka ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao amin'ny Areopago i Paoly.
# tena relijiozy amin'ny fomba rehetra
Eto i Paoly dia manondro ny fahitan'ny vahoaka Ateniana ny fanomezam-boninahitra ireo andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka, na manangana alitara, ary manolotra ireo fanatitra.
# Fa raha nandalo aho
"Satria nandalo fotsiny aho" na "nandehandeha"