plt_tn/act/17/22.md

403 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nanomboka ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao amin'ny Areopago i Paoly.

tena relijiozy amin'ny fomba rehetra

Eto i Paoly dia manondro ny fahitan'ny vahoaka Ateniana ny fanomezam-boninahitra ireo andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka, na manangana alitara, ary manolotra ireo fanatitra.

Fa raha nandalo aho

"Satria nandalo fotsiny aho" na "nandehandeha"