# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanomboka ny lahateniny tamin'ireo filozofa tao amin'ny Areopago i Paoly. # tena relijiozy amin'ny fomba rehetra Eto i Paoly dia manondro ny fahitan'ny vahoaka Ateniana ny fanomezam-boninahitra ireo andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka, na manangana alitara, ary manolotra ireo fanatitra. # Fa raha nandalo aho "Satria nandalo fotsiny aho" na "nandehandeha"