plt_tn/act/15/22.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto i Joda sy Silasy no ilazana azy ireo. Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo apostoly, loholona ary mpino hafa ao amin'ny fiangonana tao Jerosalema.
# 'ny fiangonana manontolo,
Eto ny "fiangonana"dia manondro ireo olona izay mpikambana amin'ny fiangonana ao Jerosalema. DH: "ny fiangonana ao Jerosalema" na "ireo fiaraha-monina mpino manontolo tao Jerosalema"
# Joda izay antsoina hoe Barsabasy,
Izany no anaran'ny lehilahy. "Barsabbas" kosa dia fanampin'anarana izay fiantsoan'ny olona azy.
# 'ireo apostoly sy ireo loholona, niaraka tamin'ny fiangonana manontolo, ny hifidy an'i Joda izay antsoina hoe Barsabasy, sy i Silasy, ry Kilikia: Arahaba!
Ity no fampidirana ilay taratasy. Ny fiteninao dia mety hanana fomba fampidiran'ny mpanoratra ny taratasy ary ho an'izay nanoratany azy. DH: "Ity taratasy ity dia avy amin'ireo Apôstôly, ireo loholona, ary ny mpiray finoana ao Jerosalema." Manoratra ho an'ny mpino jentilisa ao Antiokia sy Syria ary Kilikia isika. Arahaba!
# Kilikia
Izany no anaran'ny faritany iray any amin'ny morontsirak'i Azia Minora any avaratry ny nosy Sipra.