20 lines
720 B
Markdown
20 lines
720 B
Markdown
# Fa Andriamanitra kosa nampitsangana azy
|
|
|
|
"fa" eto dia manondro fifanoherana mafy eo amin'ny zavatra nataon'ireo olona sy ny zavatra nataon'Andriamanitra.
|
|
|
|
# nampitsangana
|
|
|
|
"novelomina indray"
|
|
|
|
# hitan'ireo izay ... Galilia mankany Jerosalema
|
|
|
|
DH: "ireo mpianatra izay nandeha niaraka tamin'i Jesosy avy any Galilia ho any Jesrosalema dia nahita azy nandritran'ny andro maromaro"
|
|
|
|
# andro maromaro
|
|
|
|
Fantatsika avy amin'ireo asa soratra hafa fa 40 andro io fe-potoana io. Handikao ny miaraka amin'ny fehezan-teny izay maneho fotoana lava ny "andro maromaro".
|
|
|
|
# ireo olona ireo no vavolombelony ho an'ny olona sasany.
|
|
|
|
"izao dia hijoro vavolombelona momban'i Jesosy" na "izao dia hilaza amin'ireo olona momban'i Jesosy"
|