# Fa Andriamanitra kosa nampitsangana azy "fa" eto dia manondro fifanoherana mafy eo amin'ny zavatra nataon'ireo olona sy ny zavatra nataon'Andriamanitra. # nampitsangana "novelomina indray" # hitan'ireo izay ... Galilia mankany Jerosalema DH: "ireo mpianatra izay nandeha niaraka tamin'i Jesosy avy any Galilia ho any Jesrosalema dia nahita azy nandritran'ny andro maromaro" # andro maromaro Fantatsika avy amin'ireo asa soratra hafa fa 40 andro io fe-potoana io. Handikao ny miaraka amin'ny fehezan-teny izay maneho fotoana lava ny "andro maromaro". # ireo olona ireo no vavolombelony ho an'ny olona sasany. "izao dia hijoro vavolombelona momban'i Jesosy" na "izao dia hilaza amin'ireo olona momban'i Jesosy"