plt_tn/act/13/30.md

720 B

Fa Andriamanitra kosa nampitsangana azy

"fa" eto dia manondro fifanoherana mafy eo amin'ny zavatra nataon'ireo olona sy ny zavatra nataon'Andriamanitra.

nampitsangana

"novelomina indray"

hitan'ireo izay ... Galilia mankany Jerosalema

DH: "ireo mpianatra izay nandeha niaraka tamin'i Jesosy avy any Galilia ho any Jesrosalema dia nahita azy nandritran'ny andro maromaro"

andro maromaro

Fantatsika avy amin'ireo asa soratra hafa fa 40 andro io fe-potoana io. Handikao ny miaraka amin'ny fehezan-teny izay maneho fotoana lava ny "andro maromaro".

ireo olona ireo no vavolombelony ho an'ny olona sasany.

"izao dia hijoro vavolombelona momban'i Jesosy" na "izao dia hilaza amin'ireo olona momban'i Jesosy"