plt_tn/act/13/26.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "antsika" eto dia ahitana an'i Paoly sy ny mpihaino rehetra ao amin'ny synagoga.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ireo Jiosy nipetraka tao Jerosalema.
# Ry rahalahy, zanaka avy amin'ny taranak'i Abrahama, ary izay midera an'Andriamanitra
Paoly dia niresaka tamin'ireo mpihainony Jiosy niova fo ho amin'ny Jodaisma mba hampahatsiahy azy ireo ny toe-piainany manokana amin'ny fivavahany amin'ilay Andriamanitra marina.
# nandefasana izany hafatra momban'ny famonjena izany
DH: "Andriamanitra dia efa nandefa hafatra momban'ny famonjena"
# momban'ny famonjena izany
Ny "famonjena" eto dia azo hadika koa hoe manavotra. DH: "fa Andriamanitra dia hanavotra ny olona"
# tsy nahafantatra azy
"tsy nahalala fa i Jesosy ilay nirahin'Andriamanitra hamonjy azy ireo "
# ireo ny voalazan'ny mpaminany
Eto ny teny hoe "voalaza" dia maneho ny hafatry ireo mpaminany. DH: "ny asa soratry ireo mpaminany" na "ny hafatry ireo mpaminany"
# tanterak'izy ireo ny voalazan'ny mpaminany
"Izy ireo dia nanao tahaka izay nolazain' ireo mpaminany ihany fa ho ataon'izy ireo ao amin'ny bokin'ireo mpaminany"