# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "antsika" eto dia ahitana an'i Paoly sy ny mpihaino rehetra ao amin'ny synagoga. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ireo Jiosy nipetraka tao Jerosalema. # Ry rahalahy, zanaka avy amin'ny taranak'i Abrahama, ary izay midera an'Andriamanitra Paoly dia niresaka tamin'ireo mpihainony Jiosy niova fo ho amin'ny Jodaisma mba hampahatsiahy azy ireo ny toe-piainany manokana amin'ny fivavahany amin'ilay Andriamanitra marina. # nandefasana izany hafatra momban'ny famonjena izany DH: "Andriamanitra dia efa nandefa hafatra momban'ny famonjena" # momban'ny famonjena izany Ny "famonjena" eto dia azo hadika koa hoe manavotra. DH: "fa Andriamanitra dia hanavotra ny olona" # tsy nahafantatra azy "tsy nahalala fa i Jesosy ilay nirahin'Andriamanitra hamonjy azy ireo " # ireo ny voalazan'ny mpaminany Eto ny teny hoe "voalaza" dia maneho ny hafatry ireo mpaminany. DH: "ny asa soratry ireo mpaminany" na "ny hafatry ireo mpaminany" # tanterak'izy ireo ny voalazan'ny mpaminany "Izy ireo dia nanao tahaka izay nolazain' ireo mpaminany ihany fa ho ataon'izy ireo ao amin'ny bokin'ireo mpaminany"