plt_tn/act/13/21.md

24 lines
757 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity teny ity dia avy amin'ny tantaran'i Samoela sy avy amin'ny Salamon'ny Etana tao amin'ny Testamenta Taloha.
# mandritry ny efapolo
"mba ho mpanjakan'izy ireo mandritry ny efapolo taona"
# nanala azy teo amin'ny fanjakany
io teny io dia midika fa Andriamanitra dia nanakana an'i Saoly tsy ho mpanjaka. DH: "nandà an'i Saoly tsy ho mpanjaka"
# nanandratra an'i Davida mba ho mpanjakan'izy ireo
"Andriamanitra nifidy an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo". Ny teny hoe "nanandratra" dia midika hoe Andriamanitra no nahatonga an'i Davida ho lasa mpanjaka
# mpanjakan'izy ireo
"Mpanjakan'Israely" na "mpanjakan'ireo Israelita"
# ho olon'ny foko
Izany dia midika fa izy ilay lehilahy izay mahafantatra izay iriko"