# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity teny ity dia avy amin'ny tantaran'i Samoela sy avy amin'ny Salamon'ny Etana tao amin'ny Testamenta Taloha. # mandritry ny efapolo "mba ho mpanjakan'izy ireo mandritry ny efapolo taona" # nanala azy teo amin'ny fanjakany io teny io dia midika fa Andriamanitra dia nanakana an'i Saoly tsy ho mpanjaka. DH: "nandà an'i Saoly tsy ho mpanjaka" # nanandratra an'i Davida mba ho mpanjakan'izy ireo "Andriamanitra nifidy an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo". Ny teny hoe "nanandratra" dia midika hoe Andriamanitra no nahatonga an'i Davida ho lasa mpanjaka # mpanjakan'izy ireo "Mpanjakan'Israely" na "mpanjakan'ireo Israelita" # ho olon'ny foko Izany dia midika fa izy ilay lehilahy izay mahafantatra izay iriko"