plt_tn/act/13/21.md

757 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity teny ity dia avy amin'ny tantaran'i Samoela sy avy amin'ny Salamon'ny Etana tao amin'ny Testamenta Taloha.

mandritry ny efapolo

"mba ho mpanjakan'izy ireo mandritry ny efapolo taona"

nanala azy teo amin'ny fanjakany

io teny io dia midika fa Andriamanitra dia nanakana an'i Saoly tsy ho mpanjaka. DH: "nandà an'i Saoly tsy ho mpanjaka"

nanandratra an'i Davida mba ho mpanjakan'izy ireo

"Andriamanitra nifidy an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo". Ny teny hoe "nanandratra" dia midika hoe Andriamanitra no nahatonga an'i Davida ho lasa mpanjaka

mpanjakan'izy ireo

"Mpanjakan'Israely" na "mpanjakan'ireo Israelita"

ho olon'ny foko

Izany dia midika fa izy ilay lehilahy izay mahafantatra izay iriko"