plt_tn/act/12/22.md

20 lines
568 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no ampahany farany amin'ny tantara momba an'i Heroda.
# Teo noho eo
"avy hatrany" na "Raha teo ampiderana an'i Heroda ireo olona"
# namely azy
"nampahory an'i Heroda" na "nahatonga an'i Heroda ho marary mafy"
# tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra iz
Navelan'i Heroda hivavaka taminy ireo olona ireo fa tsy hanompo an'Andriamanitra.
# nohanin'ny kankana izy dia maty
Eto ny "kankana" dia manondro ny kankana ao anaty vatana, mety ho ao anaty tsinay. DH: "ny kankana dia nihinana ny tao anatin 'i Heroda ary maty izy"