568 B
568 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no ampahany farany amin'ny tantara momba an'i Heroda.
Teo noho eo
"avy hatrany" na "Raha teo ampiderana an'i Heroda ireo olona"
namely azy
"nampahory an'i Heroda" na "nahatonga an'i Heroda ho marary mafy"
tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra iz
Navelan'i Heroda hivavaka taminy ireo olona ireo fa tsy hanompo an'Andriamanitra.
nohanin'ny kankana izy dia maty
Eto ny "kankana" dia manondro ny kankana ao anaty vatana, mety ho ao anaty tsinay. DH: "ny kankana dia nihinana ny tao anatin 'i Heroda ary maty izy"