# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no ampahany farany amin'ny tantara momba an'i Heroda. # Teo noho eo "avy hatrany" na "Raha teo ampiderana an'i Heroda ireo olona" # namely azy "nampahory an'i Heroda" na "nahatonga an'i Heroda ho marary mafy" # tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra iz Navelan'i Heroda hivavaka taminy ireo olona ireo fa tsy hanompo an'Andriamanitra. # nohanin'ny kankana izy dia maty Eto ny "kankana" dia manondro ny kankana ao anaty vatana, mety ho ao anaty tsinay. DH: "ny kankana dia nihinana ny tao anatin 'i Heroda ary maty izy"