plt_tn/act/12/11.md

20 lines
607 B
Markdown

# Rehefa niverina tamin'ny tenany Petera
"Rehefa nifoha tanteraka i Peter" na hoe "Rehefa fantatr'i Petera fa tena nisy ny zava-nitranga"
# nanafaka ahy tamin'ny tanan'i Heroda
"Ny tanan'i Heroda" eto dia manondro ny "toeran'i Heroda" na "fikasan'i Heroda." DH: "namonjy ahy tamin'ny fikasan-dratsin'i Heroda"
# zavatra rehetra izay nandrasan'ny Jiosy hiseho
Ny "vahoaka jiosy" eto dia ireo mpitarika jiosy . DH: "izay eritreritr'ireo mpitarika jiosy dia hitranga amiko"
# tonga saina
Fantany fa Andriamanitra no namonjy azy.
# 'i Jaona, antsoina koa hoe Marka
"Jaona izay nantsoina koa hoe Marka"