# Rehefa niverina tamin'ny tenany Petera "Rehefa nifoha tanteraka i Peter" na hoe "Rehefa fantatr'i Petera fa tena nisy ny zava-nitranga" # nanafaka ahy tamin'ny tanan'i Heroda "Ny tanan'i Heroda" eto dia manondro ny "toeran'i Heroda" na "fikasan'i Heroda." DH: "namonjy ahy tamin'ny fikasan-dratsin'i Heroda" # zavatra rehetra izay nandrasan'ny Jiosy hiseho Ny "vahoaka jiosy" eto dia ireo mpitarika jiosy . DH: "izay eritreritr'ireo mpitarika jiosy dia hitranga amiko" # tonga saina Fantany fa Andriamanitra no namonjy azy. # 'i Jaona, antsoina koa hoe Marka "Jaona izay nantsoina koa hoe Marka"