plt_tn/act/12/11.md

607 B

Rehefa niverina tamin'ny tenany Petera

"Rehefa nifoha tanteraka i Peter" na hoe "Rehefa fantatr'i Petera fa tena nisy ny zava-nitranga"

nanafaka ahy tamin'ny tanan'i Heroda

"Ny tanan'i Heroda" eto dia manondro ny "toeran'i Heroda" na "fikasan'i Heroda." DH: "namonjy ahy tamin'ny fikasan-dratsin'i Heroda"

zavatra rehetra izay nandrasan'ny Jiosy hiseho

Ny "vahoaka jiosy" eto dia ireo mpitarika jiosy . DH: "izay eritreritr'ireo mpitarika jiosy dia hitranga amiko"

tonga saina

Fantany fa Andriamanitra no namonjy azy.

'i Jaona, antsoina koa hoe Marka

"Jaona izay nantsoina koa hoe Marka"