plt_tn/act/12/07.md

24 lines
563 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy" sy "ny azy" dia manondro an'i Petera.
# Indro
Io teny io dia misarika antsika mba handinika ny fanazavana mahazendana manaraka.
# teo akaikiny
"teo anilany"
# Nikapoka an'i Petera
"Nokitihan'ny anjely i Petera." Azo inoana fa natory be i Petera, ka tsy maintsy nofo.
# ireo rojony niala tamin'ny tanany
Ny anjely dia nampianjera ireo rojo teny amin'i Petera nefa tsy nikasika azy ireo akory.
# nataon'i Petera araka izany
"Nanao izay nolazain'ny anjely taminy i Petera" na "nankatoavin'i Petera"