# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "izy" sy "ny azy" dia manondro an'i Petera. # Indro Io teny io dia misarika antsika mba handinika ny fanazavana mahazendana manaraka. # teo akaikiny "teo anilany" # Nikapoka an'i Petera "Nokitihan'ny anjely i Petera." Azo inoana fa natory be i Petera, ka tsy maintsy nofo. # ireo rojony niala tamin'ny tanany Ny anjely dia nampianjera ireo rojo teny amin'i Petera nefa tsy nikasika azy ireo akory. # nataon'i Petera araka izany "Nanao izay nolazain'ny anjely taminy i Petera" na "nankatoavin'i Petera"