plt_tn/act/12/07.md

563 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy" sy "ny azy" dia manondro an'i Petera.

Indro

Io teny io dia misarika antsika mba handinika ny fanazavana mahazendana manaraka.

teo akaikiny

"teo anilany"

Nikapoka an'i Petera

"Nokitihan'ny anjely i Petera." Azo inoana fa natory be i Petera, ka tsy maintsy nofo.

ireo rojony niala tamin'ny tanany

Ny anjely dia nampianjera ireo rojo teny amin'i Petera nefa tsy nikasika azy ireo akory.

nataon'i Petera araka izany

"Nanao izay nolazain'ny anjely taminy i Petera" na "nankatoavin'i Petera"