plt_tn/act/11/25.md

750 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy" dia miresaka an'i Barnabasy sy "azy" dia milaza an'i Saoly.

nankany Tarsosy

"nankany an-tanànan'i Tarsosy"

hitady an'i Saoly ... hitany izy

Ireo teny ireo dia midika fa nandany fotoana sy niezaka i Barnabasy mba hitadiavana an'i Saoly.

Ary

Io dia manomboka tranga vaovao ao anatin'ny tantara.

niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana

"Nivory niaraka tamin'ny fiangonana i Barnabasy sy i Saoly"

Ireo mpianatra dia nantsoina voalohany hoe kristiana

Izany dia midika fa ireo olona hafa dia niantso ireo mpino tamin'io anarana io. DH: "Ny olon'i Antiokia dia niantso ireo mpianatra kristianina"

voalohany hoe kristiana tao Antioka

"voalohany indrindra tao Antiokia"