# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy" dia miresaka an'i Barnabasy sy "azy" dia milaza an'i Saoly. # nankany Tarsosy "nankany an-tanĂ nan'i Tarsosy" # hitady an'i Saoly ... hitany izy Ireo teny ireo dia midika fa nandany fotoana sy niezaka i Barnabasy mba hitadiavana an'i Saoly. # Ary Io dia manomboka tranga vaovao ao anatin'ny tantara. # niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana "Nivory niaraka tamin'ny fiangonana i Barnabasy sy i Saoly" # Ireo mpianatra dia nantsoina voalohany hoe kristiana Izany dia midika fa ireo olona hafa dia niantso ireo mpino tamin'io anarana io. DH: "Ny olon'i Antiokia dia niantso ireo mpianatra kristianina" # voalohany hoe kristiana tao Antioka "voalohany indrindra tao Antiokia"