plt_tn/act/11/25.md

28 lines
750 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy" dia miresaka an'i Barnabasy sy "azy" dia milaza an'i Saoly.
# nankany Tarsosy
"nankany an-tanànan'i Tarsosy"
# hitady an'i Saoly ... hitany izy
Ireo teny ireo dia midika fa nandany fotoana sy niezaka i Barnabasy mba hitadiavana an'i Saoly.
# Ary
Io dia manomboka tranga vaovao ao anatin'ny tantara.
# niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana
"Nivory niaraka tamin'ny fiangonana i Barnabasy sy i Saoly"
# Ireo mpianatra dia nantsoina voalohany hoe kristiana
Izany dia midika fa ireo olona hafa dia niantso ireo mpino tamin'io anarana io. DH: "Ny olon'i Antiokia dia niantso ireo mpianatra kristianina"
# voalohany hoe kristiana tao Antioka
"voalohany indrindra tao Antiokia"