plt_tn/act/10/46.md

25 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisna ny foto-kevitra
Ity no mamarana ny fizaran
ny tantara mahakasika an'i Kornelio.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy" eto dia manondro an'i Petera.
# ireo Jentilisa izay miteny amin'ireo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra
Ireo dia fantatra fanahatonga ireo Jiosy hanaiky fa ireo Jentilisa dia Andriamanitra hivavahana.
# misy olona afaka mitazona rano mba tsy hanaovana batisa azy ireo, ireo olona izay nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?
Nampiasa io fanontaniana io i Petera mba handreseny lahatra ireo Kristianina jiosy izay tokony hatao batisa ny hafa firenena. AT: "Tsy misy olona tokony hitazona rano avy amin'ireto olona ireto ... Tokony hanao batisa azy ireo isika satria efa nahazo ... izahay!
# nandidy azy ireo mba ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy
Izany dia midika fa ireo Jiosy Kristianina dia anisan'ireo izay te hanao Batisa azy ireo. DH: "Nanome baiko ireo Jentilisa hanao Batisa azy ireo" na "nanome baiko ireo Kristianina Jiosy hanao Batisa azy ireo"
# ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy
Eto ny "amin'ny anaran'i Jesosy Kristy" no manambara fa ny antony nanaovana batisa azy dia ny ninoan'izy ireo an'i Jesosy. DH: "hatao batisa ho mpino an'i Jesoa Kristy"