# Fampifandraisna ny foto-kevitra Ity no mamarana ny fizaran ny tantara mahakasika an'i Kornelio. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy" eto dia manondro an'i Petera. # ireo Jentilisa izay miteny amin'ireo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra Ireo dia fantatra fanahatonga ireo Jiosy hanaiky fa ireo Jentilisa dia Andriamanitra hivavahana. # misy olona afaka mitazona rano mba tsy hanaovana batisa azy ireo, ireo olona izay nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? Nampiasa io fanontaniana io i Petera mba handreseny lahatra ireo Kristianina jiosy izay tokony hatao batisa ny hafa firenena. AT: "Tsy misy olona tokony hitazona rano avy amin'ireto olona ireto ... Tokony hanao batisa azy ireo isika satria efa nahazo ... izahay! # nandidy azy ireo mba ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy Izany dia midika fa ireo Jiosy Kristianina dia anisan'ireo izay te hanao Batisa azy ireo. DH: "Nanome baiko ireo Jentilisa hanao Batisa azy ireo" na "nanome baiko ireo Kristianina Jiosy hanao Batisa azy ireo" # ho atao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy Eto ny "amin'ny anaran'i Jesosy Kristy" no manambara fa ny antony nanaovana batisa azy dia ny ninoan'izy ireo an'i Jesosy. DH: "hatao batisa ho mpino an'i Jesoa Kristy"